HadeethEnc · 1.21.0
Raha namoaka vola fandaniana ho an'ny ankohonany ny lehilahy iray ary manantena valisoa avy amin'i Allah dia voasokajy ho Swadakat izany
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abou Massoudi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Raha namoaka vola fandaniana ho an'ny ankohonany ny lehilahy iray ary manantena valisoa avy amin'i Allah dia voasokajy ho Swadakat izany".
02
Explanation
Milaza amintsika i Mpaminany (S.A.W) fa raha mandany vola amin’ny ankohonany izay tokony hamelomana azy ny lehilahy iray, toy ny vadiny, ny ray aman-dreniny, ny zanany ary ny hafa, nataony izany ho fanakakaizana an'i Allah ary manantena valisoa avy aminy, dia hahazo ny valisoan'ny Swadakat izy.
03
Benefits
Fahazoana valisoa ny fiantohana ny ankohonana.
Ny mpino dia manantena hatrany ny valisoa amin'izay zavatra rehetra ataony noho ny Tompo Allah, ary hahazo valisoa avy any amin'Allah.
Ilaina ny manana finiavana tsara sy madio amin'ny asa soa rehetra atao, ary tafiditra amin'izany fandaniana rehetra amin'ny ankohonana.

Attribution
[Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares