“Raha mihinana ny anankiray aminareo, dia aoka izy hihinana amin’ny tànany havanana, ary raha misotro izy, dia aoka hisotro amin’ny tànany havanana; saria ny Satana dia mihinana amin’ny tànany havia sy misotro amin’ny tànany havia.”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (SAW) manao hoe : “Raha mihinana ny anankiray aminareo, dia aoka izy hihinana amin’ny tànany havanana, ary raha misotro izy, dia aoka hisotro amin’ny tànany havanana; saria ny Satana dia mihinana amin’ny tànany havia sy misotro amin’ny tànany havia.”
Explanation
Benefits
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

