Tandremonareo ny tsy rariny, fa ny tsy rariny dia ho maizina amin'ny andro farany, ary tandremo ny fahirana, satria ny fahirana no naharendrika ireo talohanareo
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Jabir bin Abdollah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tandremonareo ny tsy rariny, fa ny tsy rariny dia ho maizina amin'ny andro farany, ary tandremo ny fahirana, satria ny fahirana no naharendrika ireo talohanareo, ka nahatonga azy ireo nandatsa-drà ary nampa-ara-dàlana ny zava-boarara".
Explanation
Benefits
Ny fahirana sy ny fanaovana izany diso tafahoatra dia mitarika ho amin’ny fahotana sy ny fahalotoam-pitondrantena ary ny fahadisona.
Fakana lesona amin'ny toe-javatra niainan'ireo vahoaka teo aloha.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

