Ny fanompana ny mpino silamo dia fahalotoam-pitondran_tena, ary ny ady aminy dia fikomina
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny fanompana ny mpino silamo dia fahalotoam-pitondran_tena, ary ny ady aminy dia fikomina."
Explanation
Benefits
Lehibe ny hiafaran'izay manompa silamo tsy ara-drariny, ary izay manozona tsy am-pahamarinana dia mpanota.
Ny fanozonana sy ny ady amin'ny silamo dia mampihena sy manala ny finoana.
Ny asa sasany dia antsoina hoe fikomiana; na dia tsy mahatratra ny tsy finoana lehibe izay manala anao amin'ny finoana silamo izany.
Ny atao hoe tsy finoana dia ireo madinidinika izay tsy manala ny olona amin'ny finoana, araka ny fifanarahan'ireo manam_pahaizana Sonnite. Satria Allah dia nanamafy ny firahalahian’ny finoana ho an’ny mpino raha misy ny ady sy ny fifandirana, ka hoy Allah ilay Tsitoha manao hoe : (Ary raha misy andian'ny mpino roa no miady, dia ampihavano izy roa) mandra-pilazany hoe : (Ny mpino dia mpirahalahy ihany).
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

