Izay mitafy lamba landy eto an-tany dia tsy hitafy izany any ankoatra
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Omar (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay mitafy lamba landy eto an-tany dia tsy hitafy izany any ankoatra."
Explanation
Benefits
Voarara amin'ny lehilahy ny manao lamba landy.
Ny fandrarana ny fanaovana lamba landy dia mihatra amin'ny mitafy sy ny famelarana azy.
Azon'ny lehilahy atao ny mitafy lamba misy ampahany amin'ny lamba landy izay tsy mihoatra ny rantsan-tanana roa ka hatramin'ny efatra ny sakany eny ambonin'ny akanjo na amin'ny sisiny.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

