“Ry Bilal ô! Atsangano ny soalat, ampakao sasatra amin'alalan'izany izahay”
Tatitra azo avy amin'i Salim bin Abi Al-Ja'di niteny izy: Nilaza ny lehilahy iray hoe : Tahaka izay aho nanao soalat dia mba niala sasatra, toy ny nanome tsiny azy noho izany izy ireo. ka hoy izy: Nandre ny irak'Allah aho niteny manao hoe: “Ry Bilal ô! Atsangano ny soal…

