”
#3010HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Àbbàs (R.A) niteny manao hoe : Nandalo teo amin’ny fasana roa ny Mpaminany (S.A.W), dia niteny hoe : “Iharan'ny sazy tokoa izy roa, ary tsy voasazy akory izy roa noho ny fahotana lehibe, fa ny iray amin’izy roa dia tsy niaro ny tenany tamin’n…
”
#3554HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Said Al-Khodri (RA), niteny i Mpaminany (SAW) manao hoe : “Rehefa misy ny razana ka entin’ny lehilahy eo am-bozon’izy ireo izany, dia raha olona mpanao soa izy, dia hilaza hoe : Ento mandroso haingana aho, ary raha tsy olona tsara izy, dia hi…
”
#4206HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Barrat bin Aazib (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Rehefa anontaniana ny mpino silamo iray ao am-pasana dia : Mijoro ho vavolombelona izy fa tsy misy tompo marina afa-tsy Allah ary i Mohammad dia irak’Allah”, izany ilay teniny manao…
”
#65005HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Al-Mikdàm ben Ma'diyakrab (R.A) Niteny : fa Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.A.W) : " Moave misy olona mipetraka eo amin'ny sezany ka tonga aminy ny Hadithe avy Amiko dia miteny Izy ka hanao hoe : Atsika efa manana Bokin'i Allah eo a…
”
#65021HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), Niteny Izy ka nanao hoe : Hitantara Aminareo Hadith iray izay reko tamin'ny Irak'Allah aho, ka tsy hisy hitantara aminareo izany afa-tsy Izaho ihany : Nandre ny Irakan'i Tompo Allah Aho Niteny ka nanao hoe : " Tena marina fa anisany ir…
”
#65022HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy ho tonga ny ora farany raha tsy mandalo ny fasan’olona ny lehilahy iray ka hiteny izy manao hoe : Enga anie mba izaho no teo amin’ny toerany”.
”
#65023HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A), fa Niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : " Tsy ho tonga no sady tsy ho avy mihitsy ny Andro farany raha tsy miady amin'ny Jiosy avokoa Ianareo, mandra-pahatongavan'ny vato izay hiafenan'ny Jiosy hiteny hoe : Ry Mpino, misy…
”
#65025HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Mianina aho amin'ilay mitazona ny fanahiko eo am-pelatànany, Efa hidina eo aminareo ho mpitsara marina i zanak'i Maria, ka hanapaka ny hazo fijaliana, hamono ny kisoa, hanala ny hetra,…
”
#65026HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : " Tsy ho tonga no tsy higadona ary tsy ho avy mihitsy ny fara-Andro mandra-piposahan’ny masoandro avy any andrefana, ka rehefa miposaka ny Andro ka hitan’ny Olona avokoa izany fiposa…
”
#65027HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Tsy ho avy ny ora farany raha tsy efa mifanakaiky ny fotoana, ka ny taona iray ho toy ny volana, ary ny iray volana ho toy ny zoma, ary ny zoma ho toy ny andro, ary ny andro iray ho toy…
”
#65045HadeethEnc[Marina ho an'ny hafa]
Tatitra azo avy amin'i Zyad bin Labìd (R.A) Niteny ka Nilaza nanao hoe : Niteny zavatra i Mpaminany (S.A.W), ka hoy Izy manao hoe : “ Io dia amin’ny fotoanan’ny fanjavonan’ny fahalalana.” Hoy aho : “ Ry Iraka mahafatokin’i Tompo Allah ô, ahoana no hanjavonan’ny fahalala…
”
#65076HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Hisy olona any amin’ny faran’ny vahoakako hilaza aminareo zavatra izay tsy nohenonareo sy ny razanareo, koa tandremo tsara ianareo ny amin'izy ireo.”