“Tsy afaka mandeha lavitra ny vehivavy mandritra ny roa andro raha tsy miaraka aminy ny vadiny na olona fady
Tatitra azo avy tamin'i Abou Saì'd Al-Khodri (R.A) -dia niaraka nanao ady masina roa ambin'ny folo tamin'ny Mpaminany (S.A.W) - dia hoy izy : Nandre zavatra efatra avy amin'ny Mpaminany (S.A.W) aho ka nahafinaritra ahy, niteny izy : “Tsy afaka mandeha lavitra ny vehivav…

