Ireo mpaminany no nitondra ny Zanak'Isiraely, ka raha maty mpaminany iray dia tonga mandimby azy mpaminany hafa, ary tsy hisy intsony ny mpaminany handimby ahy, fa kosa hisy ireo mpandimby ahy hitondra azy ireo
Tatitra azo avy tamin'i Abo Hazim izay nilaza hoe : Niara-nipetraka tamin'I Abo Horaira aho nandritra ny dimy taona, ary nandre azy nitantara tenin'ny Mpaminany (S.A.W) miteny manao hoe : "Ireo mpaminany no nitondra ny Zanak'Isiraely, ka raha maty mpaminany iray dia ton…

