Izay mahita ny mpanao ny tsy rariny ka tsy nosakanany dia mety alefan'Allah amin'ny rehetra ny saziny
Tatitra azo avy tamin'i Abo Bakri sidiq (R.A) niteny manao hoe : ry olombelona, ianareo dia mamaky ity andininy masina ity : {o ianareo mpino, tompon'andraikitra amin'ny tenanareo ianao ka tsy haninona anareo velively izay very làlana raha mizotra amin'ny làla-marina ia…

