dia mamaky andininy folo tamin'ny Irakan'i Allah (S.A.W), ka tsy manampy andinin'ny folo hafa mihitsy raha tsy efa mahalala ny dikany sy mampihatra azy ireo tsenky aloha
Tatitra azo avy tamin'i Abi Abdor-Rahmàny As-Solamÿ (R.A) Niteny hoe : Nanambara Anay ireo izay nampianatra Anay mamaky ny Boky masina Koroany tamin'ireo Mpiara-dian'ny Mpaminany (S.A.W) fa izy ireo dia mamaky andininy folo tamin'ny Irakan'i Allah (S.A.W), ka tsy manamp…

