“Hisy antokon’ny vahoakako hahery, mandra-pahatongan’ny didin’I Allah aminy, ary mbola mandresy izy ireo”
Tatitra azo avy amin'i Al-Moghira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Hisy antokon’ny vahoakako hahery, mandra-pahatongan’ny didin’I Allah aminy, ary mbola mandresy izy ireo”.

