HadeethEnc · 1.21.0
Marina tokoa fa i Allah dia mitia ny fanatanterana ireo fanamaivanana izay nomeny, toy ny fitiavany fanatanterahana ireo didiny napetrany
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Marina tokoa fa i Allah dia mitia ny fanatanterana ireo fanamaivanana izay nomeny, toy ny fitiavany fanatanterahana ireo didiny napetrany ".
02
Explanation
Mampafantatra i Mpaminany (S.A.W) fa hoe : Tompo Allah dia makatia ny fanatanterahana ireo fanamaivanana rehetra ara-pinoana izay nomeny, tahaka ny fanamaivanana amin'ireo lalàna sy fanompoana, ary ny fanamorana amin'ireo mpanompo noho ny fialan-tsiny -tahaka ny fanenana ny isan'ny raka't amin'ny Soalat sy ny fanambarana izany rehefa am-pandehanana (Voyage).. Tahaka ny fitiavany ny fanatanterahana ireo fanapaha-keviny, amin'ireo didy rehetra izay tsy maintsy atao; satria ny fanamaivanana sy ny didy izay nibaikon'i Tompo Allah dia iray ihany.
03
Benefits
Ny famindram-pon’i Allah amin’ireo mpanompony, ary Izy, Voninahitra ho Azy, Izy dia mankatia ny fanatanterana ireo lalànany amin'ny fankahivanana.
Ny fahafenoan'ity lalàna io, ary ny fanesorana ny fahasahiranana amin'ny Islamo.
Ny fahafenoan'ity lalàna io, ary ny fanesorana ny fahasahiranana amin'ny Islamo.
Attribution
[Notantarain’i Ibn Hibbàn]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

