HadeethEnc · 1.21.0
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanozona ny mpanao kolikoly sy ny mpaka tsolotra amin'ny fitsarana
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny izy manao hoe : Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanozona ny mpanao kolikoly sy ny mpaka tsolotra amin'ny fitsarana.
02
Explanation
Niantso amin'ny fandroahana sy ny fanalavirana tsy ho eo amin'ny famindram-pon'Allah ilay Tsitoha ny Mpaminany (S.A.W) ho an'ireo izay mandoa tsolotra, mandray sy maka kolikoly.
Anisan’izany ny fikaramana ny mpitsara mba hiangatra amin’ny didy havoakany; Mba hahatanteraka izay tadiavin'ilay mpanome tsy ara-drariny.
Anisan’izany ny fikaramana ny mpitsara mba hiangatra amin’ny didy havoakany; Mba hahatanteraka izay tadiavin'ilay mpanome tsy ara-drariny.
03
Benefits
Voarara ny manome tsolotra, mandray azy ireo, manelanelana amin’izany, na manampy azy ireo. Satria misy fiaraha-miasa amin'ny tsy marina.
Fahotana lehibe ny kolikoly, Satria ny irak'Allah (S.A.W) dia nanozona izay mandray sy mpanolotra azy.
Ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fitsarana sy ny famoahana didy dia heloka sy fahotana lehibe indrindra. Satria misy ny tsy rariny ao anatin'izany sy ny fanapahana hafa ankoatra izay nampidinin’Allah.

Attribution
[Notantarain'i Al-Tirmizì sy Ahmad]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares