“Aoka tsy hiteny ny iray aminareo hoe : Allah ô, mamelà ahy raha sitrakao, mamindrà fo amiko raha sitrakao, manomeza ahy raha sitrakao”, ary aoka izy hamaly ny fangatahany, Izy dia manao izay sitrany fa tsy an-tery ”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Aoka tsy hiteny ny iray aminareo hoe : Allah ô, mamelà ahy raha sitrakao, mamindrà fo amiko raha sitrakao, manomeza ahy raha sitrakao”, ary aoka izy hamaly ny fangatahany, Izy dia manao izay sitrany fa tsy an-tery ”. Ary hoy i Moslim : “Fa aoka izy hanao ny fangatahany sy hanabe ny faniriana, fa tsy ho lehibe noho Allah izay rehetra nomeny.
Explanation
Benefits
Fanalavirana an’I Allah amin’izay tsy mifanaraka Aminy, ny haben’ny fanomezany, ny fahafenoan’ny hareny, ary ny fahalalahan’ny fanatrehany, ny voninahitra ho Azy.
Porofon’ny fahalavorarian’I Allah Tsitoha.
Fampitombona ny faniriana izay ao amin'I Allah sy manana fisainana tsara Aminy, Voninahitra ho Azy.
Ny olona sasany dia manankina fitalahoana amin'ny sitrapon'I Allah nefa tsy fantany, toy ny hoe : Allah hamaly soa anao raha sitrany, Allah anie hamindra fo aminy raha sitrany, izany dia tsy azo atao araka ny hadith ao amin'io lohahevitra io.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

