“Ianareo rehetra dia tompon'andraikitra ka ho anontaniana amin'ny andraikiny
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin Omar (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ianareo rehetra dia tompon'andraikitra ka ho anontaniana amin'ny andraikiny. Ny mpitondra ny vahoaka dia tompon'andraikitra ary ho hanontaniana momba azy ireo, ary ny lehilahy kosa dia tompon’andraikitra amin'ny ankohonany ary ho hanontaniana amin’izy ireo, ary ny vehivavy dia tompon'andraikitra ny tranon’ny vadiny sy ny zanany, ary hanontaniana momba azy ireo, ary ny mpiasa dia tompon'andraikitra amin'ny fananan'ny lehibeny, ary izy dia ho antontaniana amin'izany, noho izany : Dia ianareo rehetra tompon'andraikitra ary ho hanontaniana amin'ny andraikinareo avy".
Explanation
Benefits
Ny maha lehibe ny andraikitry ny vehivavy, izany dia noho ny fanatanterahana ny adidy ao an-tokatranon’ny vadiny sy amin’ny zanany.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

