HadeethEnc · 1.21.0
“Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”.
02
Explanation
Ny Mpaminany (S.A.W) dia mampitandrina ny amin'ny firaisana ara-nofo amin'ny vadiny avy aoriana. Voaozona sy voaroaka hiala amin’ny famindrampon’I Allah izy, ary fahotana lehibe izany.
03
Benefits
Fandrarana ny fanaovana firaisana amin'ny vehivavy amin'ny vodiny.
Azo atao ny maka mahafinaretana amin'ny vady amin'ny vatany rehetra afa-tsy any aoriana ihany.
Ny mpino silamo dia manao firaisana amin'ny vehivavy ao amin'ny aloha araka ny nandidian'I Allah azy; Raha ny amin'ny lavabody kosa, dia fanimbana ny natiora, fanarina ny taranaka, fanitsakitsahana ny maha-ara-dalàna, ary fahavoazana mafy ho an'ny mpivady.

Attribution
[Notantarain'i Abo Daòd, Al-Nasàì ao amin'ny Al-Kobra, ary Ahmad]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares