HadeethEnc · 1.21.0
i Mpaminany (S.A.W) dia tsy mba mamerina ny ranomanitra izay nomena Azy
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : i Mpaminany (S.A.W) dia tsy mba mamerina ny ranomanitra izay nomena Azy.
02
Explanation
Isan'ny sori-dàlan'ny Mpaminany (S.A.W) ny tsy fandavana ny ranomanitra nomena azy, fa izay nomena azy dia raisiny avokoa; satria izany dia maivana no sady tsara fofona.
03
Benefits
Fanekena ny fandraisana ny ranomanitra izay omena; Satria tsy mitaky hery amin'ny fitondràna azy ary tsy misy tsiny ihany koa ny amin'ny fandraisana azy.
Fahafenoan'ny hatsaran-toetra izay hanan'ny Mpaminany (S.A.W) no nahatonga ny tsy famerenany ilay ranomanitra nomena azy ary fanekena ny fanomezana izay nomena azy.
Ny famporisihana amin'ny fampiasana ny ranomanitra.

Attribution
[Notantarain’i Bokhari]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares