HadeethEnc · 1.21.0
Niaraka nanao Eid tamin'i Omar bin Al-Khattab (R.A) aho, ka hoy izy : Ireo roa ireto no andro nandraran'ny irak'Allah ny fifehezana : ny andro hitsaharanareo amin'ny fifehezanareo, ary amin'ny andro hafa izay hihinananareo amin'ny fomba fanaonareo
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abo Ombaid Maola Ibn Azhar, niteny : Niaraka nanao Eid tamin'i Omar bin Al-Khattab (R.A) aho, ka hoy izy : Ireo roa ireto no andro nandraran'ny irak'Allah ny fifehezana : ny andro hitsaharanareo amin'ny fifehezanareo, ary amin'ny andro hafa izay hihinananareo amin'ny fomba fanaonareo.
02
Explanation
Nandrara ny fifehezana amin'ny andro Eid al-Fitr sy Eid al-Adha ny Mpaminany (S.A.W). Satria ny amin’ny Eid al-Fitr dia andro fiatoana amin’ny volana Ramadany, ary ny amin’ny Eid al-Adha kosa dia andro fihinanana ny biby natao sorona.
03
Benefits
Fandrarana ny fifadian-kanina amin'ny andro Eid al-Fitr, Eid al-Adha ary ny andron'ny Tashreeq. Satria mifandray amin’ny andron’ny sorona izany, afa-tsy ireo izay tsy mahita biby atao sorona, ka amin’izany dia azo atao ny mifady hanina amin’ny andron’ny Tashreeq.
Hoy I Ibn Hajar : Voalaza hoe : Ny tombony amin'ny famaritana ny roa andro dia fonondrona ny antony tsy maintsy hanapahana azy ireo, dia ny fisarahana amin'ny fifadian-kanina, ary ny fanehoana ny fahavitany irery amin'ny alàlan'ny fitsaharan'ny fifadian-kanina aorian'izany, ary ny iray kosa dia natao fanatitra ho an'ny fanao amin'ny famonoana azy hoanina amin'izany.
Tsara ho an'ny mpitory teny ny hanonona ao amin’ny toriteniny ny didy mifandraika amin’ny fotoany sy hanadihady ny zava-nitranga.
Ny maha ara-dalàna ny fihinanana ao anatin'ny andron'ny Eid.

Attribution
[Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares