HadeethEnc · 1.21.0
“Eny tokoa, voarara amin’ny lehilahy amin’ny vahoakako ireto, fa azon'ny vehivavy atao
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Ali bin Abi toalib (R.A) niteny izy : Naka lamba landy teny an-tànany havia ny irak’Allah, ary naka volamena teny an-tànany havanana, avy eo dia nanandratra ny tànany roa niaraka tamin’izy ireo izy ary niteny hoe : “Eny tokoa, voarara amin’ny lehilahy amin’ny vahoakako ireto, fa azon'ny vehivavy atao".
02
Explanation
Nalain'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny tànany havia ny lamba landy na tapa-damba, ary naka volamena tamin'ny firavaka na zavatra mitovy amin'izany tamin'ny tànany havanana izy, dia hoy izy : Ny landy sy ny volamena dia fady amin’ny lehilahy ny mitafy azy, fa amin’ny vehivavy kosa dia azo atao.
03
Benefits
Hoy i Sindhi : (voarara) : Ny tiany lazaina dia fampiasana azy ho fiaingona; fa ny fampiasana azy amin'ny famoahana sy ny fanomezana ary ny fivarotana dia azo ataon'ny olon-drehetra, ary ny fampiasana volamena amin'ny fakana azy ho vilia dia voarara ho an'ny rehetra.
Fanitarana ny lalàna silamika amin'ny vehivavy noho ny filàna haingo sy ny toy izany.
Fanitarana ny lalàna silamika amin'ny vehivavy noho ny filàna haingo sy ny toy izany.
Attribution
[رواه أبو داود والنسائي وابن ماجه]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

