I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia mametraka ny tànany - na lamba - eo amin'ny vavany - na mampihena - ny feony
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia mametraka ny tànany - na lamba - eo amin'ny vavany - na mampihena - ny feony.
Explanation
Voalohany : Mametraka ny tànany eo amin'ny vavany; mba tsy hivoahan'ny zavatra eo amin'ny vavany sy ny orony ka mety hanelingelina ny olona eo akaikiny.
Faharoa : Mampihena ny feony fa tsy mampiakatra azy.
Benefits
Tsaratsara raha mampiasa lamba na mosoara na izay mitovitovy aminy eo amin'ny vava sy ny orona rehefa mievona mba tsy hivoahan'ny zavatra manelingelina ny olona mipetraka eo akaikiny.
Fampienana ny feo rehefa mievona dia takina, satria izany no fahalalam-pomba feno ary isan'ny hatsaram-panahy ihany koa.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

