HadeethEnc · 1.21.0
Rehefa nivavaka ny Mpaminany (S.A.W), dia namelatra ny tànany ka hita hatramin'ny fotsin’ny lambany eny amin'ny elika
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Malik Ibn Bohaina (R.A) niteny hoe : Rehefa nivavaka ny Mpaminany (S.A.W), dia namelatra ny tànany ka hita hatramin'ny fotsin’ny lambany eny amin'ny elika.
02
Explanation
Rehefa niankohoka i Mpaminany (S.A.W), dia namelatra ny tànany teo am-piankohofana; ka nosarahany tamin'ny vatany ny tànany tsirairay, toy ny elatra roa, mandra-pahitana ny hafotsin'ny lokon’ny elikany. Izany dia fanitarana ny tànany roa amin'ny vatany sy ny fanalavirana azy amin'ny ankilany.
03
Benefits
Ity fihetsika ity dia tsara eo am-piankohofana, izay manalavitra ny tànany roa ambony amin'ny vatany.
Ny olona mpivavaka manaraka aoriana izay manelingelina ny namany dia tsy mahazo manao io fihetsika io.
Misy fahendrena sy tombontsoa maro ny fitandremana amin’ny fiankohofana, ao anatin’izany ny : fanehoana ny fahavonoana sy faniriana hivavaka, ary raha miantehitra amin’ny rantsambatana rehetra amin’ny fiankohofana dia samy mahazo ny anjara fanompoany ny rantsambatana tsirairay. Voalaza koa : Ny fahendrena amin’izany dia mitovy amin’ny fanetren-tena, ary mandaitra kokoa amin’ny fihazonana ny handriny sy ny orona tsy ho eo amin’ny tany, ary koa mba hiavaka amin’ny rantsambatana tsirairay.

Attribution
[Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares