HadeethEnc · 1.21.0
Tsy misy soalat manoloana ny sakafo efa vonina, na ho n'izay poretin'ny loto roa
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Tsy misy soalat manoloana ny sakafo efa vonina, na ho n'izay poretin'ny loto roa".
02
Explanation
Ny irak'Allah (S.A.W) dia nandrara ny mivavaka eo anatrehan'ny sakafo efa vonona, izay irin'ny fanahin'ilay olona mivavaka sy ifantohan'ny fony.
Norarany tahaka izany koa ny mivavaka rehefa tratry ny fahaporetana roa - ny amany sy tay - satria hifantoka amin'ny fanoherana ny fivoahan'ilay loto ny tenany.
Norarany tahaka izany koa ny mivavaka rehefa tratry ny fahaporetana roa - ny amany sy tay - satria hifantoka amin'ny fanoherana ny fivoahan'ilay loto ny tenany.
03
Benefits
Ny mpivavaka dia tokony hanala izay rehetra manelingelina azy amin'ny vavaka ataony mialohan'ny hidirany amin'ny fivavahana.
Attribution
[Notantaraiin'i Moslim]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

