HadeethEnc · 1.21.0
Tsy noheverinay ho zavatra ny tsiranoka mavo mivoaka aorian'ny fanadiovana
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Omm A'tiya, ary izy dia nanao velirano tamin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : Tsy noheverinay ho zavatra ny tsiranoka mavo mivoaka aorian'ny fanadiovana.
02
Explanation
Nilaza ny mpiara-dia amin'ny Mpaminany (S.A.W) antsoina hoe : Omm A'ttiya (R.A) fa ny vehivavy tamin'ny andron'ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy nihevitra ny tsiranoka mavo mivoaka avy amin'ny taovam-pananahana ho fadimbolana - ary ny lokony dia mirona makany amin'ny mainty na mavo - aorian'ny fahadiovana tamin'ny fadimbolana : Ka tsy namela ny Soalat sy ny fifehezana noho izany izy ireo.
03
Benefits
Ny rano mivoaka avy amin'ny fivavian'ny vehivavy - aorian'ny fahadiovana amin'ny fadimbolana - dia tsy heverina ho loto, na dia misy tsiranoka mavo azo avy amin'ny rà aza.
Ny fivoahan'ny tsiranoka mavo amin`ny fotoana tonga fotoana dia heverina ho fadimbolana. Satria izany rà amin'ny fotoany, afa-tsy hoe mifangaro amin'ny rano.
Ny vehivavy dia tsy mamela ny Soalat sy ny fifehezana noho ny tsiranoka mavo mipoitra aorian'ny fanadiovana, fa tokony hidio isaky ny hivavaka.

Attribution
[رواه أبو داود بهذا اللفظ ورواه البخاري بدون زيادة (بعد الطهر)]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares