Free DownloadAl-Fatiha sy Joz Amma ary dikan-teniny amin’ny teny Malagasy جزء عم ملغاشي
Ny Kour'an dia teny mendrika indrindra noho izy tenin'ilay nahary(Allah), nampidininy tami'ny alalany fanelanelanan'ilay Anjely mendrika indrindra ( Jibril A.S) hipaka amin'ny fo n'ilay iraka mendrika indrindra ( Mohammad S A.W) ,tao amin'ilay toerana mendrika indrindra ( Makkah Al-moukaramah) tamin'ny vanimpotoana mendrika indrindra ( Volana Radany) tamin'ny alina mendrika indrindra (alin'ny Kadr) ary tamin'ny fiteny…

