IREO FOMBA AHAZOANA NY FIAINANA SAMBATRA السعادة ملغاشي

Ity boky ity dia miresaka mikasika ireo fomba sy làlana izay mitondra amin’ny fifaliana sy ny fahasambarana ary ny filaminan’ny fo, ho an’izay nandray sy nampihatra izany tamin’ny fiainany; ka manala aminy ireo alahelo sy fahasahiranan-tsaina ary tebiteby izany.